Hankany amin'ny vontoatiny

Ronaldinho

Avy amin'i Wikipedia
Ronaldinho
Ankapobeny
AnaranaRonaldinho
Teraka21 Martsa 1980
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Brazila
Asa :
Fiainana manokana

Ronaldinho Ronaldo de Assis Moreira,, teraka ny 21 martsa 1980 tao Porto Alegre,  Brazila, fantatra kokoa amin'ny anaram-bosiny hoe Ronaldinho Gaúcho na Ronaldinho fotsiny, dia mpilalao baolina kitra iraisam-pirenena breziliana.

Nandresy tamin'ny fiadiana ny amboara eran-tany tamin'ny taona 2002 niaraka tamin'ny ekipam-pirenena breziliana izy.


Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]